Tahirin-tsary Malagasy

Tahirin-tsary Malagasy Horonan-tsary na sary hita teny rehetra teny . Ny lasa tsy mba fanadino
Ary ny lasa no mamaritra ny

🔴 114 TAONA ANIO NO NIDONAN'NY  TITANIC TAMIN'NY RANOMANDRY.📌Feno 114 taona androany ny naharendrika ny sambo lehibe RMS...
14/04/2026

🔴 114 TAONA ANIO NO NIDONAN'NY TITANIC TAMIN'NY RANOMANDRY.

📌Feno 114 taona androany ny naharendrika ny sambo lehibe RMS Titanic.

📌Niainga tao Southampton ny 10 Aprily 1912 , nitondra mpandeha maherin’ny 2200, ary nikasa hihazo an’i New York City. Nahefa noheverina ho “tsy mety rendrika” aza izy tamin’izany fotoana izany, dia nifandona tamin’ny iceberg tamin’ny alin’ny 14 Aprily 1912.

📌Vokatry ny fifandonana, dia nilentika tao anatin’ny ora vitsy ny Titanic, ka nahafaty olona manodidina ny 1500. Maro tamin’ireo no tsy nahazo toerana tao amin’ny sambo vonjy, noho ny tsy fahampian’ny fitaovana sy ny fiomanana.

Anisan’ireo namoy ny ainy i John Jacob Astor IV, iray amin’ireo olona nanankarena indrindra eran-tany tamin’izany fotoana izany.

Araka ny voalazan’ny manampahaizana, ity loza ity dia nitarika fanovana lehibe teo amin’ny rafitra fiarovana an-dranomasina maneran-tany, anisan’izany ny fanamafisana ny fitsipika momba ny sambo vonjy sy ny fanaraha-maso ny dia an-dranomasina.

🔴Zanaka mpanakarena fahiny ihany no nampiasa azy ity
12/04/2026

🔴Zanaka mpanakarena fahiny ihany no nampiasa azy ity

07/04/2026

🔴FANADIHADIANA NY FILOHA TSIRANANA PHILIBERT.

📌Mpampianatra lasa filoham-pirenena.

🔴Iza ny mpitsabo fantatrao tao amin'ity toeram-pitsaboana ity  ?
02/03/2026

🔴Iza ny mpitsabo fantatrao tao amin'ity toeram-pitsaboana ity ?

27/02/2026
🔴TSY MAINTSY NOTAFIAHANA TAO AN-DAPA I MARC RAVALOMANANA REHEFA HITA FA TSY HO VOAHONGANA NY TAONA 2009.📌Rehefa nanombok...
27/02/2026

🔴TSY MAINTSY NOTAFIAHANA TAO AN-DAPA I MARC RAVALOMANANA REHEFA HITA FA TSY HO VOAHONGANA NY TAONA 2009.

📌Rehefa nanomboka vitsy ny olona nanaradia an'i Andry Rajoelina taorian'ny Alatsinainy mainty dia niketrika ny 7 Febroary teny Ambotsirohitra izandray izy ireo.

📌Nahavory olona manodidina ny 𝟰𝟬 𝟬𝟬𝟬 teo amin'ny kianjaben'i Mahamasina ny mpanohana an'i Ravalomanana Marc ny 14 Febroary 2009, raha manodidina 𝟯 𝟬𝟬𝟬 no azon'ny TGV teo amin'ny Kianja 13 mai.

📌Nahatsapa io fahavitsiana io ny TGV ka nanomboka nitady hevitra haniliana tanteraka an'i TIM amin'ny fomba rehetra. Notafihana tao Iavoloha ny arivan'ny 17 Mars 2009 ny filoha Marc Ravalomanana mivady, ary noterana hamatram-pialana ary nanao horonan-tsary ho alefa amin'ny fahitalavitra.

📌Mialohan'io tranga io dia nodarofana lance rocket nianga avy eny By pass ny toeram-ponenan'izy ireo.

26/02/2026

🔴LAHATEN'I AUGUSTIN ANDRIAMANANORO TALOHAN'NY NODIANY TETO MADAGASIKARA NY TAONA 2009.

📌Ny voalohan'ny Febroary 2009 dia hiazo an'i MAdagasikara i Augustin Andriamananoro, ny volana Febroary 2026 dia nitsoaka tamin'ny lakana nihazo ny nosy Mayotte izy ary tao indray no nandray fiaramanidina nakany frantsa.

13/11/2025

🔴NY JOVENA SY NY FILATEX NO TOMPON'ANTOKA AMIN'NY FAHAPOTEHIN'NY JIRAMA.

📌Ny orinasa Jovena no mamatsy solika ny Jirama ka ataony izay tsy hampiarina ny jirama mba hividy solika aminy hatrany.

📌Ny filatex no mamatsy ny resaka Panneaux solaires sy groupe, izay efa manana groupe manerana ny faritra maro ka tsy mamela ny jirama hampiditra groupe hafa fa ny azy ihany. Any aminy no mividy Herinaratra ny jirama vao mivarotra.

🔴LE POUVOIRE ET L'ADULTERE
12/11/2025

🔴LE POUVOIRE ET L'ADULTERE

24/10/2025

🔴LANTO RAKOTOMANGA NO NANIRAKA OLONA HITONONA AN'I ROLLY MERCIA KA NAMPIGADRA AZY.

16/10/2025

🔴FILOHA NY TETEZAMITA ANDRY RAJOELINA - MPANAKOROTANA RAHA MODY ETO NY FILOHA TEO ALOHA

📌Azo saintsaonina ve ny fodian'i Marc RAVALOMANANA eto Madagasikara, raha mody eto izy dia fanakorotanana izany, fa izy mihitsy no alaina any hamita ny saziny eto Madagascar

14/10/2025

🔴ANDRY RAJOELINA - MISY MIPIPY AM-PATALOHA VAO MIJORO AHO.

❌Vao antsoina ny anarako dia misy mipipy amtataloha tonga dia mikisaka, ireo no nambaran'i Andry Rajoelina nandritry ny fandalovany teny Andoharanofotsy tamin'ny 2023

Adresse

Bouches Du Rhône
Marseille
13000

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque Tahirin-tsary Malagasy publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Partager